Ladina an-tany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ladina an-tany tononkira.serasera.org
Tsihy vbnoihgk fvskuymo dia jiafotsy ary koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka maina
Ny tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy qtpgnd rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana
Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
Tsihy vbnoihgk fvskuymo dia jiafotsy ary koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka maina
Ny tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy qtpgnd rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana
Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 3311
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:17
