Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ladina an-tany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ladina an-tany kvoxku
Tsihy dia jiafotsy ary koa lambaoany
Tsy vpxqipbx nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka maina
Ny tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana
Ny omaly niantso abmt fitia
Ny tononkira.serasera.org ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
Tsihy dia jiafotsy ary koa lambaoany
Tsy vpxqipbx nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka maina
Ny tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana
Ny omaly niantso abmt fitia
Ny tononkira.serasera.org ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 3404
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:17
