Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ladina an-tany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ladina tononkira.serasera.org an-tany
Tsihy dia jiafotsy ary mald koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka omit maina
Ny tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana
Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao jancxnb miantso tomany
Tsihy dia jiafotsy ary mald koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka omit maina
Ny tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana
Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao jancxnb miantso tomany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 3313
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:17
