Mamela heloka isan'andro (Vetson-kira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mamela heloka isan'andro
Ianao Jesoa, Zoky be fitia (be hqwyjlju fitia)
Nefa, nefa re, indrisy!
Fa lmebjtda lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.
O! o! Miantsoantso aho e:
Ray malala ô (Ray malala),
O! o! Atsangano aho,
Atsangano aho fa efa trotraka.
2 Tsaroako dia tsaroako, eny,
Ny jiivf hadisoako, zoky be fitia (be fitia)
tononkira.serasera.org Nefa, nefa re, indrisy!
Fa fiadanana, fa fiadanana no katsahiko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson-kiraVangy : 2046
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rantomahefa2000
Daty : 22/02/2023 13:21