Manome (Max Exception)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manome no knjnq tsara raha vokatry ny fo
Manome ilay fihetsika bidweln ambony sy mihaja tokoa
Na iza manome tononkira.serasera.org dia lkpvpoi ho sambatra ao am-po
Indrindra raha mahavonjy amin’ny fotoana izay mahavoa

Manomeza amin’izay fanananao
Fa ho velon-kira ianao

Ajilaye oaoa ! ajilay e (in4)

Satria tsara ny manampy izay voa
Maharavoravo mahavelon-kira tokoa
Atao hoe manampy izay manome an-tsitrapo
Mahavonjy toy ny manome indroa

Manomeza amin’izay fanananao
Fa ho velon-kira ianao

Ajilaye oaoa ! Ajilaye !

Ajilaye oaoa ! …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Max Exception
Vangy : 4342
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/09/2002 15:13
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135