Ianao ihany (Tarika Vitrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO IHANY
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany pfnbjcc no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho svhn doria
Ianao toa tantely nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry
Na izaho qjwzrtn koa moa aza
efa tononkira.serasera.org mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany pfnbjcc no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho svhn doria
Ianao toa tantely nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry
Na izaho qjwzrtn koa moa aza
efa tononkira.serasera.org mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VitranaVangy : 761
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yanjaharivony
Daty : 13/12/2024 00:17
