Ianao ihany (Tarika Vitrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO IHANY
Manina anao hpzng aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely xfnygmi nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry
Na izaho koa moa aza
efa mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka xlpkip jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray tononkira.serasera.org ity foko marary
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
Manina anao hpzng aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely xfnygmi nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry
Na izaho koa moa aza
efa mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka xlpkip jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray tononkira.serasera.org ity foko marary
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika VitranaVisites : 795
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Yanjaharivony
Date : 13/12/2024 00:17
