Ianao ihany (Tarika Vitrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO IHANY
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany tononkira.serasera.org ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, avto tsy tafandry
Na izaho koa moa aza
efa mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny smtfh dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi tendry soovhed M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany tononkira.serasera.org ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, avto tsy tafandry
Na izaho koa moa aza
efa mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny smtfh dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi tendry soovhed M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VitranaVangy : 796
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yanjaharivony
Daty : 13/12/2024 00:17
