Ianao ihany (Tarika Vitrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO IHANY
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha kspjnvv toa mba mety ianao
Dia hajao rxpulur ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra tononkira.serasera.org ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry
Na izaho koa moa aza
efa mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia pdmba ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha kspjnvv toa mba mety ianao
Dia hajao rxpulur ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra tononkira.serasera.org ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry
Na izaho koa moa aza
efa mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia pdmba ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika VitranaHits : 746
Likes : 0 Like
Created by : Yanjaharivony
Date : 13/12/2024 00:17
