Gadran'ny Fitia (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao ho an’iza ianao e
Natao ho an’iza
Natao ho an’iza ianao e
Tiako ianao, tiako ianao
Namilafila ianao dia
Namilafila
Namilafila ianao dia
Tiako ianao, tiako ianao
Na na na na
Hatramin’izao
Na na na na
tononkira.serasera.org Nataoko izay mety ho tianao
Izay tianao tianao
Fa ianao dsyd anie mandrora impiry dia
Impiry impiry tiako ianao
Impiry hoy ianao
cgrggeu Fa izaho anie voaompa impiry dia
Firy taona no tia anao
aomy Fa very anjara hatramin’izao
Raha maty aho ve ho tianao
Natao ho an’iza ianao, ianao re
Natao ho an’iza
Natao ho an’iza ianao e
Tiako ianao, tiako ianao
Namilafila ianao dia
Namilafila
Namilafila ianao dia
Tiako ianao, tiako ianao
Na na na na
Hatramin’izao
Na na na na
tononkira.serasera.org Nataoko izay mety ho tianao
Izay tianao tianao
Fa ianao dsyd anie mandrora impiry dia
Impiry impiry tiako ianao
Impiry hoy ianao
cgrggeu Fa izaho anie voaompa impiry dia
Firy taona no tia anao
aomy Fa very anjara hatramin’izao
Raha maty aho ve ho tianao
Natao ho an’iza ianao, ianao re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tif à TifVangy : 8608
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Francia
Daty : 27/04/2003 11:18
