Nofin'ny alina (Benja Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny alina, hanofisana anao
Hikimpian’ny masoko indray
Feon-dokanga arahin-gitara no re
Miantso anao hiverina indray
Ilay akanjonao,’lay nentin-nande
Sao mangitsy ny any aminao
Ireo hiranao fony mbola tety
Mbola mamin’ny molotro
Nofin’ny alina sisa
Sisa namana
Hiafiana ao indray f’efa maika ny nxapan handeha
Sao d tratry ny andro maraina
Ny tantaranao, zay tavela ao avaqv am po
Tsy ho adino tononkira.serasera.org mandrakizay
Ny hasambaranao sy ny fiainako ety
Mbola hafa ny antsika roa
Ilay sarinao nahaontsa ny fo
Mifono taratrao tena tia
Nofinofinao,nofy hiadanako
Misy tjki hanamisàna aminao
Hikimpian’ny masoko indray
Feon-dokanga arahin-gitara no re
Miantso anao hiverina indray
Ilay akanjonao,’lay nentin-nande
Sao mangitsy ny any aminao
Ireo hiranao fony mbola tety
Mbola mamin’ny molotro
Nofin’ny alina sisa
Sisa namana
Hiafiana ao indray f’efa maika ny nxapan handeha
Sao d tratry ny andro maraina
Ny tantaranao, zay tavela ao avaqv am po
Tsy ho adino tononkira.serasera.org mandrakizay
Ny hasambaranao sy ny fiainako ety
Mbola hafa ny antsika roa
Ilay sarinao nahaontsa ny fo
Mifono taratrao tena tia
Nofinofinao,nofy hiadanako
Misy tjki hanamisàna aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja MahavanonaVangy : 8704
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 22/10/2005 10:40
