Nofin'ny alina (Benja Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tonga ny alina, hanofisana anao
Hikimpian’ny masoko indray
Feon-dokanga arahin-gitara no re
Miantso anao hiverina indray
Ilay akanjonao,’lay nentin-nande
Sao mangitsy ny any aminao
Ireo hiranao fony mbola tety
Mbola nwnw mamin’ny molotro
Nofin’ny alina sisa
Sisa namana
Hiafiana ao indray f’efa maika ny handeha
Sao d tratry ny andro maraina
Ny tantaranao, zay tavela ao am po
Tsy ho egqindrq adino mandrakizay
Ny hasambaranao sy ny fiainako ety
Mbola hafa ny antsika roa
Ilay sarinao nahaontsa ny fo
Mifono taratrao tena tia
Nofinofinao,nofy hiadanako
Misy ksbzqf hanamisàna aminao
Hikimpian’ny masoko indray
Feon-dokanga arahin-gitara no re
Miantso anao hiverina indray
Ilay akanjonao,’lay nentin-nande
Sao mangitsy ny any aminao
Ireo hiranao fony mbola tety
Mbola nwnw mamin’ny molotro
Nofin’ny alina sisa
Sisa namana
Hiafiana ao indray f’efa maika ny handeha
Sao d tratry ny andro maraina
Ny tantaranao, zay tavela ao am po
Tsy ho egqindrq adino mandrakizay
Ny hasambaranao sy ny fiainako ety
Mbola hafa ny antsika roa
Ilay sarinao nahaontsa ny fo
Mifono taratrao tena tia
Nofinofinao,nofy hiadanako
Misy ksbzqf hanamisàna aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Benja MahavanonaHits : 8686
Likes : 1 Like
Created by : mihanta
Date : 22/10/2005 10:40
