Nofin'ny alina (Benja Mahavanona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny alina, nspve hanofisana anao
Hikimpian’ny masoko indray
Feon-dokanga arahin-gitara no re
Miantso anao hiverina indray

Ilay akanjonao,’lay nentin-nande
Sao mangitsy ny any aminao
Ireo hiranao fony mbola tety
Mbola mamin’ny molotro

Nofin’ny alina sisa
Sisa namana
Hiafiana ao indray f’efa maika ny handeha
Sao d tratry ny xweizuc andro maraina

Ny tantaranao, zay tavela ao am po
Tsy tyghze ho adino mandrakizay
Ny hasambaranao sy ny fiainako ety
Mbola tononkira.serasera.org hafa ny antsika roa

Ilay sarinao nahaontsa ny fo
Mifono taratrao tena tia
Nofinofinao,nofy hiadanako
Misy hanamisàna aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Benja Mahavanona
Visites : 8685
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mihanta
Date : 22/10/2005 10:40
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116