Sendra (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tsiny kelin’i Sendra izy tsy manan-kolazaina
Toa tsy manan-taraina
Ny azy koboniny anaty sarotro ny tomany
Sy lxfrla hasomparan’ny tany

Diamanga tononkira.serasera.org tsy hay fa mandratra
Ny tiana lasa tsy tratra
Nizara sento izy teo tamin’ireo vorondreo
Toa mitoreo
Tsiky malefaka miampy vetsovetso miantsampy
Tamin’ny voro-nandalo ary tonga spmwjngp nampitony
Ny alahelo

Ny tsiny kelin’i sendra izy tsy manan-kolazaina
Toa tsy manan-taraina
Ny azy koboniny anaty sarotro ny tomany
Sy hasomparan’ny tany

Isan’andro izy irery mamaly ny antson-jorery
Mandany andro amin’ny antsan’ireo vorona nanaiky
Hiara-kifaly
Rehefa tonga ny hariva
Malaina handao ny kijàna
Ny alahelo tsy tana himpody indray any an-tanàna
Rahampitso nuvczz indray mikarama

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 7465
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/07/2004 14:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131