Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sendra (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lxin tsiny kelin’i Sendra izy tsy manan-kolazaina
Toa tsy manan-taraina
Ny azy koboniny anaty sarotro ny tomany
Sy hasomparan’ny tany
Diamanga tsy hay fa mandratra
Ny tiana lasa tsy tratra
Nizara sento izy teo tamin’ireo vorondreo
Toa mitoreo
Tsiky malefaka miampy vetsovetso miantsampy
Tamin’ny voro-nandalo ary tononkira.serasera.org tonga nampitony
Ny alahelo
Ny tsiny kelin’i sendra izy tsy manan-kolazaina
Toa tsy manan-taraina
Ny azy koboniny anaty sarotro ny tomany
Sy hasomparan’ny tany
Isan’andro izy irery mamaly ny antson-jorery
Mandany andro amin’ny antsan’ireo vorona nanaiky
Hiara-kifaly
Rehefa tonga ny hariva
Malaina handao ny qwkc kijàna
Ny alahelo tsy tana himpody indray any xxsivx an-tanàna
Rahampitso indray mikarama

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 7350
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/07/2004 14:54