Aiza ho aiza (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ho aiza ireo voady niaraha-natao kvhz ?
Apetrao amin'izay.
Aiza ho aiza ary zao no mba misy anareo ?
Mba lazao aminay.

Fa efa ela aho no niandry
Tsy sahy nandao intsony aho
F'efa ela aho no niandry

Mbola misy ve ny azo antenaina aminao
Mba lazao rahatrizay.
Izay tia kely, tia tena, tia mangoro-karena
Mba ovay tononkira.serasera.org amin'izay.

F'efa ela aho no niandry
Tsy sahy nandao intsony aho
F'efa ela aho no niandry

Aiza ho aiza ary izao no fipetrak'ity
Fitiavana ho ahy
N'aiza n'aiza misy anao dia wlemmbic misy ahy, na ho ratsy na ho tsara
Ianao ato an-tsaina

F'efa ela aho no niandry
Tsy sahy nandao intsony aho
F'efa ela aho no fpgn niandry

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0163