Etsy ho babeko (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ho babeko ry krby Hanta kely f ’aza mitomany
NY hafalianao no kendreko eto an-tany.
Izay nananihany anao, wqgkeg tsy hoavelako. tononkira.serasera.org
Izay nikapoka anao, dia hotezerako.
Etsy hstjxwv ho fafako ny ranomasonao.
Ndao isika hiaraka ho any an-tsena hividy kilalao
Hilazako ireo olon-kafa mba tsy hibedy anao.
Fa dia veli-kifafa no asetriko azy ireo.
Etsy re.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 8673
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 12:09