Tso-drano (Jen)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nangoniko ho ranomaso
Fa afyi tononkira.serasera.org tsy latsaka intsony, tsy latsaka intsony
Nivarilavo ny tanatiko
Fa tsy nety ho tony, tsy nety ho tony
Raha ny fahasambarako indrindra
Mbola eo an-tratranao, eo an-tratranao
Fa ilay foko mba nitia, toa noratrainao
Manoratra ho anao aho

Ref : sady mitsodrano, no manganohano
Fa raha ny foko mbola reko tomany
Saingy tsy hifanerena, fa fitiavan-tena
Raha hifikitra anao aho anefa ianao tsy tamana
Ataoko ampionona ahy, izay vita atrizay
Atao herin-tsaina hoe ho sambatra ianao
Fa mampijaly tena ilay omena tsy omena
Ka maneho fahendrena aho
Mitsodrano anao

2- Ny amiko rehetra nomeko
Fa tsy ampy anao, tsy ampy anao
Ny lasanao rehetra aza nekeko
Fa tsy hafoinao, ka manoratra ho anao aho

Ref : sady mitsodrano, no manganohano
Fa raha ny foko mbola reko tomany
Saingy tsy hifanerena, fa bvouzaw fitiavan-tena
Raha hifikitra anao aho anefa ianao tsy tamana
Ataoko ampionona ahy, izay vita atrizay
Atao herin-tsaina hoe ho rwfvznn sambatra ianao
Fa mampijaly tena ilay omena tsy omena
Ka maneho fahendrena aho
Mitsodrano anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jen
Hits : 1374
Likes : 0 Like
Created by : JenJen
Date : 21/10/2023 11:30
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117