Vazomboanam-pitia (Rocco)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka nosotroina ve no miakatra ato andoha
Sa ny fitia no mila vazom-boana ?
No kswsdm dia mahatsiaro anao efa mila hankandoa
Mirediredy foana
Tsy ny hahatsiaro anao no hisotroiko toa izao
Dia isks ny hanadino anao no hihirako toa izao
Ny rano nosotroina ve no lasa afo ato an-tratra
Sa ny fitiavanao no mbola mandoro
No dia mamaivay ny molotro roa
Sy may ny ati-vava

Dia ny hanadino anao no hihirako toa izao
Ny tavoahangy ve no ohatran’ny malama
Sa ny tànako no mahatsiaro anao
Dia ohatran’ny tenanao jgaoku no fendaiko
Ry malala

Ilay raoma fotsifotsy ve no lasa ranomainty
No dia anaranao no hitako ombieny
Fa dia mihaolohaolo manadala vetivety
Ireny angatra ireny
Tsy tononkira.serasera.org ny hahatsiaro anao no hisotroiko toa izao
Dia ny hanadinoanao no hihirako toa izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RoccoVangy : 2948
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/04/2015 19:54