Vazomboanam-pitia (Rocco)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka nosotroina ve no miakatra ato andoha
Sa ny fitia no mila vazom-boana ?
No dia mahatsiaro anao efa mila hankandoa
Mirediredy foana
Tsy ny hahatsiaro anao no hisotroiko toa izao
Dia ny hanadino anao no hihirako toa izao
Ny rano nosotroina ve no lasa afo ato an-tratra
Sa ny fitiavanao no mbola mandoro
No dia mamaivay tononkira.serasera.org ny molotro roa
Sy may ny ati-vava

Ny tavoahangy ve no ohatran’ny malama
Sa ny tànako no mahatsiaro anao
Dia ohatran’ny tenanao no fendaiko
Ry malala
Tsy ny rcwjyo hahatsiaro anao no hisotroiko toa izao
Dia ny hanadino cvigrja anao no hihirako toa izao
Ilay raoma fotsifotsy ve no lasa kdzwpth ranomainty
No dia anaranao no hitako ombieny
Fa dia mihaolohaolo manadala vetivety
Ireny angatra ireny

Dia ny hanadinoanao no hihirako toa izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RoccoVisites : 3082
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 13/04/2015 19:54