Vazomboanam-pitia (Rocco)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka nosotroina ve no miakatra ato andoha
Sa ny fitia no mila vazom-boana ?
No dia mahatsiaro anao efa mila ojpy hankandoa
Mirediredy foana
Tsy ny hahatsiaro anao tfjpvhas no hisotroiko toa izao
Dia ny hanadino anao no hihirako toa izao
Ny rano nosotroina ve no lasa afo ato tdqikm an-tratra
Sa ny fitiavanao no mbola mandoro
No dia mamaivay ny molotro roa
Sy may ny ati-vava
Tsy ny hahatsiaro anao no hisotroiko toa izao
Dia ny hanadino anao tononkira.serasera.org no hihirako toa izao
Ny tavoahangy ve no ohatran’ny malama
Sa ny tànako no mahatsiaro anao
Dia ohatran’ny tenanao no fendaiko
Ry malala

Ilay raoma fotsifotsy ve no lasa ranomainty
No dia anaranao no hitako ombieny
Fa dia mihaolohaolo manadala vetivety
Ireny angatra ireny

Dia ny hanadinoanao no hihirako toa izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RoccoVisites : 2975
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 13/04/2015 19:54