Isalo sy Ankaratra (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy menatra ve 'nareo ry Isalo sy Ankaratra
No mijoro hampisompatra ny fiarahanay teo
Tsy vitan'izany ihany fa ampianarina hanadino
Izy tononkira.serasera.org ka tonga tsy hino gyemrt ny fanajako ny voady
Iaho anie aty atsimo gea tsy manalino
Na lavitra Antananarivo ny rasantsika lia sikio
Fa hianatra aho, fa hianatra aho noho ianao
Hahatonga antsika ho olon'afaka
Nahoana pbzsfoie re no avony 'ty olona efa anjarako
Notakonana ny masoko tsy hahita azy intsony
Ry Isalo sy Ankaratra kzzw ampianaro izy hahatsiahy
F'izaho aty dia manahy sao dia misy misompatra
Iaho anie aty atsimo gea tsy manalino
Na lavitra Antananarivo ny rasan-tsika lia sikino

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINAVangy : 3102
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/09/2018 18:07