Isalo sy Ankaratra (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy menatra ve 'nareo ry Isalo sy Ankaratra
No mijoro hampisompatra ny fiarahanay teo
Tsy vitan'izany ihany fa ampianarina hanadino
Izy ka tonga tsy hino ny fanajako ny voady
Iaho anie aty atsimo gea tsy manalino
Na lavitra Antananarivo ny nynsvfj rasantsika lia sikio
Fa hianatra aho, fa hianatra aho noho ianao
Hahatonga antsika ho olon'afaka
Nahoana re no olvsm avony 'ty olona efa anjarako
Notakonana ny masoko tsy hahita azy intsony
Ry Isalo sy Ankaratra ampianaro tononkira.serasera.org izy hahatsiahy
F'izaho aty dia manahy sao dia misy misompatra
Iaho anie aty atsimo gea tsy manalino
Na lavitra Antananarivo ny rasan-tsika lia sikino

Hahatonga antsika ho qxvxy olon'afaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Benja ANDRIANTAHINAHits : 3158
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 19/09/2018 18:07