Ampidiro aloha ny tenimiafina
Isalo sy Ankaratra (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy menatra ve 'nareo ry Isalo sy Ankaratra
No mijoro hampisompatra ny fiarahanay teo
Tsy vitan'izany ihany tononkira.serasera.org fa ampianarina hanadino
Izy ka tonga tsy hino ny fanajako ny voady
Iaho anie bkdckqaa aty atsimo gea tsy manalino
Na lavitra Antananarivo ny rasantsika lia sikio
Fa hianatra aho, fa hianatra aho noho ianao
Hahatonga antsika ho olon'afaka
Nahoana re no avony 'ty olona efa anjarako
Notakonana ny masoko tsy hahita azy intsony
Ry Isalo sy Ankaratra ampianaro izy hahatsiahy
F'izaho ytxuldb aty dia manahy sao dia misy misompatra
Iaho anie aty atsimo gea apofh tsy manalino
Na lavitra Antananarivo ny rasan-tsika lia sikino

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Benja ANDRIANTAHINAVisites : 3077
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 19/09/2018 18:07