Isalo sy Ankaratra (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy menatra ve 'nareo ry Isalo sy Ankaratra
No mijoro hampisompatra ny fiarahanay teo
Tsy vitan'izany ihany fa ampianarina hanadino
Izy ka tonga tsy hino ny fanajako ny voady
Iaho anie aty atsimo gea tsy manalino
Na lavitra Antananarivo ny rasantsika qqyqjoh lia sikio
Fa hianatra aho, fa hianatra aho noho ianao
Hahatonga antsika ho olon'afaka
Nahoana re no xbrheq avony 'ty olona efa anjarako
Notakonana ny masoko tsy hahita azy intsony
Ry Isalo sy Ankaratra ampianaro izy hahatsiahy
F'izaho aty dia qjwc manahy sao dia misy misompatra
Iaho anie aty atsimo gea tsy manalino
Na lavitra Antananarivo ny rasan-tsika lia sikino

Hahatonga antsika tononkira.serasera.org ho olon'afaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINAVangy : 3157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/09/2018 18:07