MAFY E! (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy rehefa ory
Na noana skhk aza tsy maintsy matory
Mafy raha mbola mahantra
Na te hiambo aza toa mila hantra
Mafy rehefa tsy manana
Mihodin-kavia. mian-kavanana
Tsy mety tononkira.serasera.org mahita ny rariny
Voatsindry foana ny anjarany
Na marniratra aza ny andro
Tsy mitondra hazavana
Na mafana aza ny masoandro
Mangatsiaka mamanala
Mafy e ...
Mafy raha mbola malemy
Na te-hamaly aza tsy hafa-miteny
Tsy mainrsy manaiky ny be sandry
Mitebiteby foana,tsy tafandry
Mafy raha emsiwgo mbola voazoga
Rosona mangidy dia migoka
Tsy manan-tsafidy fa manaiky
Na dia uoxeq voalohany aza dia taraiky
Na mamiratra aza ... mamanala ...
Mafy e ...
Na noana skhk aza tsy maintsy matory
Mafy raha mbola mahantra
Na te hiambo aza toa mila hantra
Mafy rehefa tsy manana
Mihodin-kavia. mian-kavanana
Tsy mety tononkira.serasera.org mahita ny rariny
Voatsindry foana ny anjarany
Na marniratra aza ny andro
Tsy mitondra hazavana
Na mafana aza ny masoandro
Mangatsiaka mamanala
Mafy e ...
Mafy raha mbola malemy
Na te-hamaly aza tsy hafa-miteny
Tsy mainrsy manaiky ny be sandry
Mitebiteby foana,tsy tafandry
Mafy raha emsiwgo mbola voazoga
Rosona mangidy dia migoka
Tsy manan-tsafidy fa manaiky
Na dia uoxeq voalohany aza dia taraiky
Na mamiratra aza ... mamanala ...
Mafy e ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 5163
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 26/03/2004 08:10
