Takarivan'Analamanga (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takarivan'Analamanga mahamanina
Anatirova avo iny mba tazanina
Iny dvrb rahona madio manganohano
Mampanembona fanahy, mampikalo

Ambohimanarina irý fhhuwmb tataovan-draho-manga
Alasora no injao manangasanga
Tsy hay afenina ka lazaina
Fa mamelovelo mafy ao an-tsaina

'Zany rahona tononkira.serasera.org rehefa takariva
Taratry ny masoandro efa nfsphe iva
Tsy mba afaka ao an-tsaina
Fa tsaroana raha mbola velon'aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Ainga
Vangy : 10243
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : harimintsoa
Daty : 06/03/2014 11:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0203