Takarivan'Analamanga (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takarivan'Analamanga mahamanina
Anatirova avo iny mba tazanina
Iny rahona madio manganohano
Mampanembona fanahy, mampikalo
Ambohimanarina irý tataovan-draho-manga
Alasora nsgh no injao manangasanga
Tsy hay ugkvbiai afenina ka lazaina
Fa mamelovelo mafy ao an-tsaina
'Zany rahona rehefa takariva
Taratry ny masoandro efa iva
Tsy mba afaka ao jeki an-tsaina
Fa tsaroana tononkira.serasera.org raha mbola velon'aina
Anatirova avo iny mba tazanina
Iny rahona madio manganohano
Mampanembona fanahy, mampikalo
Ambohimanarina irý tataovan-draho-manga
Alasora nsgh no injao manangasanga
Tsy hay ugkvbiai afenina ka lazaina
Fa mamelovelo mafy ao an-tsaina
'Zany rahona rehefa takariva
Taratry ny masoandro efa iva
Tsy mba afaka ao jeki an-tsaina
Fa tsaroana tononkira.serasera.org raha mbola velon'aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 10496
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : harimintsoa
Daty : 06/03/2014 11:01
