Takarivan'Analamanga (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takarivan'Analamanga mahamanina
Anatirova avo iny mba tazanina
Iny rahona madio manganohano
Mampanembona fanahy, olhck mampikalo
Ambohimanarina irý tataovan-draho-manga
Alasora no injao manangasanga
Tsy hay afenina ka zwaf lazaina
Fa mamelovelo mafy tononkira.serasera.org ao an-tsaina
'Zany rahona rehefa takariva
Taratry ny masoandro efa iva
Tsy mba afaka ao an-tsaina
Fa eapic tsaroana raha mbola velon'aina
Anatirova avo iny mba tazanina
Iny rahona madio manganohano
Mampanembona fanahy, olhck mampikalo
Ambohimanarina irý tataovan-draho-manga
Alasora no injao manangasanga
Tsy hay afenina ka zwaf lazaina
Fa mamelovelo mafy tononkira.serasera.org ao an-tsaina
'Zany rahona rehefa takariva
Taratry ny masoandro efa iva
Tsy mba afaka ao an-tsaina
Fa eapic tsaroana raha mbola velon'aina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 10387
Likes : 1 Like
Created by : harimintsoa
Date : 06/03/2014 11:01
