Aminao (Jen)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiko ho tiavinao
izay tiaviko sy izay momba ahy
Tiko ho diavinao
izay diaviko rahatrizay
Ka ny hoavinao
iriko ho feno ahy
Faniriana ihany
Hoe ho maminao ny ho ahy
Ref : Fa nahasarika ahy ny tsikinao
Tsy mahita tory aho manantena ny antsika
Dia lasa saina mmuiusgw aho mandinika anao
Mahalasa gprd tononkira.serasera.org adala ahy ny endrikao mahasariaka
Dia nahasarika ahy ny masonao
Tsy avy aminao fa ny foko manantena
Dia lasa saina aho mandinika zmnmdpb anao
Tsy mba fananiko fa ny foko jambena
Ny mombanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JenVangy : 1253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JenJen
Daty : 21/10/2023 11:22