Aminao (Jen)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiko ho tiavinao
izay tiaviko sy izay momba ahy
Tiko ho diavinao
izay obmljmps diaviko rahatrizay
Ka ny hoavinao
iriko ho feno ahy
Faniriana ihany
Hoe ho maminao ny ho ahy
Ref : Fa nahasarika ahy ny tsikinao
Tsy mahita tory aho manantena ny antsika
Dia lasa saina aho mandinika anao
Mahalasa adala ahy ny endrikao mahasariaka
Dia nahasarika ahy ny tononkira.serasera.org masonao
Tsy jdkvh avy aminao fa ny foko manantena
Dia lasa saina seyz aho mandinika anao
Tsy mba fananiko fa ny foko jambena
Ny mombanao

--------
Link: