Mionona (Alkah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa raha ny fitavako anao iny lady tsy manam-paharoa ah
Mety hoe izay ve ilay izay tia aadala fa love izaho io ah
Fa toa lasa ny foko no mibaiko ny saiko
Raha ny andà izay teninao toa lasa tsy haiko
Kanefa dia izao ve noho avalinao ireny mankarary ny haiko


Fa efa niezaka ihany aho nanao izay rehetra tinao io
Kanefa vao mainka ianao mamilafila be toy izao ouh
Fa efa niezaka niezaka nanao izay sitramponao io
Kanefa vao mainka ianao miseho tsy mila uhm uhm

Ref:
Ka aleoko mionona hoy aho
mionona hoy aho,mionona hoy aho
Rehefa  tsy kifenao ilay fitia dia aleoko mionona hoy aho
Ka na marary aza hionona zah
Hiezaka hampisy ny hambom-poko zah
Mba mahay tsy tiana ihany ka aleoko mionona hoy aho

Haiko fitiavana io tsy terena
Fa na babo aza dia hampionona saina
Ny foko no hiezahako fefena ny mihatra aman'aina
Tseko fa na izaho aza mba manontany tena
Hoe mbola izaho ve ity? sa efa no-modifiena
Fa arakaraka ny tsy hitiavanao ahy miha love ny tena

Fa efa niezaka ihany aho nanao izay rehetra tinao io
Kanefa vao mainka ianao mamilafila be toy izao ouh
Fa efa niezaka niezaka nanao izay sitramponao io
Kanefa vao mainka ianao miseho tsy mila uhm uhm

Ref:
mionona hoy aho,mionona hoy aho,mionona hoy (uhhhhmm)
mionona hoy aho
mionona hoy aho,mionona hoy aho,mionona hoy
(aleokoooou)
mionona hoy aho

Ka aleoko mionona hoy aho
mionona hoy aho,mionona hoy aho
Rehefa  tsy kifenao ilay fitia dia aleoko mionona hoy aho
Ka na marary aza hionona zah
Hiezaka hampisy ny hambom-poko zah
Mba mahay tsy tiana ihany ka aleoko mionona hoy aho

Fa efa niezaka ihany aho nanao izay rehetra tinao io
Kanefa vao mainka ianao mamilafila be toy izao ouh
Fa efa niezaka niezaka nanao izay sitramponao io
Kanefa vao mainka ianao miseho tsy mila uhm uhm

Ref:
Ka aleoko mionona hoy aho
mionona hoy aho,mionona hoy aho
Rehefa  tsy kifenao ilay fitia dia aleoko mionona hoy aho
Ka na marary aza hionona zah
Hiezaka hampisy ny hambom-poko zah
Mba mahay tsy tiana ihany ka aleoko mionona hoy aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Alkah
Vangy : 99
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mafianaty
Daty : 23/04/2026 12:40
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105