Mionona (Alkah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa raha ny fitavako anao iny lady tsy manam-paharoa ah
Mety hoe izay ve ilay izay tia aadala fa love izaho io ah
Fa toa lasas ny foko no mibaiko ny saiko
Raha ny andà izay teninao toa lasa tsy haiko
Kanefa dia izao ve noho avalinao ireny mankarary ny haiko


Fa efa niezaka ihany aho nanao izay rehetra tinao io
Kanefa vao mainka ianao mamilafila be toy izao ouh
Fa efa niezaka niezaka nanao izay sitramponao io
Kanefa vao mainka ianao miseho tsy mila uhm uhm

Ref:
Ka aleoko mionona hoy aho
mionona hoy aho,mionona hoy aho
Refa tsy kifenao ilay fitia dia aloko mionona hoy aho
Ka na marary aza hionona zah
Hiezaka hampisy ny ambom-poko zah
Mba mahay tsy tiana ihany ka aloko mionona hoy aho

Haiko fitiavana io tsy terena
Fa na babo aza dia hampionona saina
Ny foko no hiezahako fefena ny mihatra aman'aina
Tseko fa na izaho aza mba manontany teeena
Hoe mbola izaho ve ity? sa efa no-modifiena
Fa arakaraka ny tsy hitiavanao ahy miha love ny tena

Fa efa niezaka ihany aho nanao izay rehetra tinao io
Kanefa vao mainka ianao mamilafila be toy izao ouh
Fa efa niezaka niezaka nanao izay sitramponao io
Kanefa vao mainka ianao miseho tsy mila uhm uhm

...............................................................
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Alkah
Visites : 32
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mafianaty
Date : 23/04/2026 12:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0272