Aza andaozanao ahy (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza andaozanao ahy ireo rehetra efa vitako
Aza andaozanao ahy izay nataoko fa tsy sitrako
Fa na mamy izy ireny,  na mafaitra izy ireny
Aza andaozanay ahy ireo rehetra lasako

Marina aho fa tsy anjely fa kjuzy olo-miaina eto ihany
Dia avelanao hitoetra irery raha mbola eiabxm manantena hatrany
Omeo fotoana aho hahafahako indray
Hahazoako tononkira.serasera.org manafoana ireo andro mahamay
pggl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2522
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:44
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0138