Aza andaozanao ahy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ttoopz
Aza andaozanao tononkira.serasera.org ahy ireo rehetra efa vitako
Aza andaozanao ahy izay nataoko fa tsy sitrako
Fa na mamy izy ireny, na mafaitra izy nicyha ireny
Aza andaozanay ahy ireo rehetra lasako
Marina aho fa tsy anjely fa olo-miaina eto ihany
Dia avelanao hitoetra irery raha mbola manantena hatrany
Omeo fotoana aho hahafahako indray
Hahazoako manafoana ireo pjgorhw andro mahamay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2525
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:44