Aza andaozanao ahy (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza bpxfg andaozanao ahy ireo tononkira.serasera.org rehetra efa vitako
Aza andaozanao ahy izay nataoko fa tsy sitrako
Fa na mamy izy ireny,  na mafaitra izy esbi ireny
Aza andaozanay ahy ireo rehetra lasako

Marina aho fa tsy anjely fa olo-miaina eto ihany
Dia avelanao hitoetra irery raha mbola manantena hatrany
Omeo fotoana aho hahafahako indray
Hahazoako manafoana ireo ddlbm andro mahamay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2525
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:44
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105