Takarivan'Analamanga (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takarivan'Analamanga mahamanina
Anatirova avo iny mba tazanina
Iny rahona madio manganohano
Mampanembona fanahy, mampikalo
Ambohimanarina irý tataovan-draho-manga
Alasora no injao manangasanga
Tsy hay afenina ka lazaina
Fa mamelovelo mafy ao qzusctv an-tsaina
'Zany fipmryu rahona rehefa takariva
Taratry ny masoandro efa iva
Tsy mba nfgdatc afaka ao an-tsaina
Fa tsaroana raha mbola tononkira.serasera.org velon'aina
Anatirova avo iny mba tazanina
Iny rahona madio manganohano
Mampanembona fanahy, mampikalo
Ambohimanarina irý tataovan-draho-manga
Alasora no injao manangasanga
Tsy hay afenina ka lazaina
Fa mamelovelo mafy ao qzusctv an-tsaina
'Zany fipmryu rahona rehefa takariva
Taratry ny masoandro efa iva
Tsy mba nfgdatc afaka ao an-tsaina
Fa tsaroana raha mbola tononkira.serasera.org velon'aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 10340
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : harimintsoa
Daty : 06/03/2014 11:01
