Niserana (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niserana, nandalo ihany
Toy ny tsy teo bchyfgd
Ireny andro mamintsika rehetra ireny
Niezaka aho ny hanadino
Vetivety azy, hatrízao aho tsy mino
Hoe lasa izy nandao
Nifarana, tanteraka
Maty ilay kzxuhi afo teo
Nitsilopilopy nangatsiaka
Lefy ilay hafanana, nindaosin'ny ankaso
Resy ilay hazavana
Haizim-pito no nanjaka
Tsy hiverina intsony izy
Fa lasa nandeha
Toa lalan-kafa indray no izorany eo
Izaho navelany eto irery
Nasainy nionona
Mila tsy ho tanty, mahamay
Nivadika ilay pejy iray
Tsisy ho antenaina intsony
Lasa omban'ny lasa fanadino
Fahatsiarovana feno sary mifangaro
No hany sisa mameno
Ny omaly nandratra
Veloma ihany, tsara tso-drano
Mandra-pihaona indray
Mifarana hatreo aloha ny androany
Tapitra rbouvy eo ny tantara niarahantsika
Ny ampitso no tononkira.serasera.org hitsara izay zava-bita
Toy ny tsy teo bchyfgd
Ireny andro mamintsika rehetra ireny
Niezaka aho ny hanadino
Vetivety azy, hatrízao aho tsy mino
Hoe lasa izy nandao
Nifarana, tanteraka
Maty ilay kzxuhi afo teo
Nitsilopilopy nangatsiaka
Lefy ilay hafanana, nindaosin'ny ankaso
Resy ilay hazavana
Haizim-pito no nanjaka
Tsy hiverina intsony izy
Fa lasa nandeha
Toa lalan-kafa indray no izorany eo
Izaho navelany eto irery
Nasainy nionona
Mila tsy ho tanty, mahamay
Nivadika ilay pejy iray
Tsisy ho antenaina intsony
Lasa omban'ny lasa fanadino
Fahatsiarovana feno sary mifangaro
No hany sisa mameno
Ny omaly nandratra
Veloma ihany, tsara tso-drano
Mandra-pihaona indray
Mifarana hatreo aloha ny androany
Tapitra rbouvy eo ny tantara niarahantsika
Ny ampitso no tononkira.serasera.org hitsara izay zava-bita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnyahVangy : 8287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joelina
Daty : 28/02/2007 09:11
