Sahysahy (Môta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tsy omby e, mila tsy omby lbmve ny ati-dohako
Ny hadalan’Ikoto sy Ikala
Ny hagegen’i Bozy sy Bary
Tsy politika no resahako e
Fa tsika milaza fa tia tanindrazana
Nefa rbhothx na tezitra na faly e
Dia ny hanimba ihany no ady eo
Mila tsy omby ny ati-dohako tononkira.serasera.org
Ny hadalan’Ikoto sy Ikala
Ny hagegen’i Bozy sy Bary
Nefa nukcqi iriko raha mba ela velona
Kanefa raha ny toetran-draolombelona e
Dia mbola tiako sy ivavahako
Dia mbola andrianiko sy ireharehahako
Ny hadalan’Ikoto sy Ikala
Ny hagegen’i Bozy sy Bary
Tsy politika no resahako e
Fa tsika milaza fa tia tanindrazana
Nefa rbhothx na tezitra na faly e
Dia ny hanimba ihany no ady eo
Mila tsy omby ny ati-dohako tononkira.serasera.org
Ny hadalan’Ikoto sy Ikala
Ny hagegen’i Bozy sy Bary
Nefa nukcqi iriko raha mba ela velona
Kanefa raha ny toetran-draolombelona e
Dia mbola tiako sy ivavahako
Dia mbola andrianiko sy ireharehahako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MôtaHits : 2939
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/07/2014 00:39
