Mamerovero (Levelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamerovero lapan’andriana
Andriana mody vita kabary
Kabary, angano ny aminay
Nahoana ho’aho
Ny any aminay nuxwo dia mody masoandro
Tonga ny hariva ho’aho,
Mody ny mpiantsena eszhnda ho’aho
Zay indray nanpwl ny manitra ho amboloina
Tonga aminao anie raha niriana
Entiko tononkira.serasera.org ho anao ny soa sy ny mamy
Ka mamy ny mody anie te ho akaikinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Levelo
Vangy : 5309
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/08/2014 11:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127