Ifonako (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ifonako fa sandoka, ny avona tam-po
Fa be no tsy voalazako, noho ny hamboko
Fa ny saiko no tezitra sy manjaka fa tsy ny fo
Ny dongidongiko aminao, ifonako ihany koa
Ny toetrako efa mankalao, mivalo aho tsy hanin-droa
Soa ianao fa dia, be fitia
Ka fxcrips tsy tonga dia to fo
Mamelà ahy mamindrà fo
Hiezaka aho ho tony aloha
Fa banga anao ny fiainako
Raha lavinao, mamelà yohlzlz ahy
Mitsikia aloha
Ny kitakita tononkira.serasera.org tampoka ifonako ihany koa
Ny teny tsy voalanjako
Nanohina ny fo
Ny fakam-panahy hilaza
Fa ianao tsy tia zbnkh ahy
Ka mamelà ahy....
Fa toky no omeko anao, sy ho tanterahiko
Fitia tsy vasobasoka no indro atolotro
Auteur: Aro
Compositeur:Aro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 12104
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mumu-onisoa
Daty : 03/05/2004 02:33