AMBARAMBARAO (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarambarao amin'ny dada
Ambarambarao amin'ny neny
ny hafalianao
Lazalazao an'ikaky, lazalazao an'i neny
ny alahelonao

Tsy zaka irery ny fiainana
Ianao anie zanaka tiana

Ambarambarao amin'i dada
Ambarambarao amin'i neny
Fa tia ianao
Lazalazao an'ikaky, lazalazao an'i tononkira.serasera.org neny
ny alahelonao

Fa izy anie nandao anao.
Nandratra ka saro-sitranina
Avia re sombinaiko, an-tratrako
F'omeko anao ny hery rehetra ananako

Tambitamby avy amin'i dada
Tambitamby avy amin'i neny
no iononanao
Fitiavana tsy ayjzjs arahan-datsa
Fitiavana tsy arahan-teny
No nitokianao.
Ka nanome dxilmfpx fiononana
Aza tomany fa tsy irery ianao.

Avia zlpz re sombinaiko an-tratrako
F'omeko anao ny hery rehetra ananako
Tsy zaka irery ny fiainana
Ianao anie zanaka tiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0158