Ifonako (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ifonako fa sandoka, ny avona tam-po
Fa be no tsy voalazako, noho ny hamboko
Fa ny saiko no tezitra sy manjaka fa tsy ny fo
Ny dongidongiko aminao, ifonako ihany koa
Ny toetrako efa mankalao, mivalo aho tsy hanin-droa
Soa ianao fa dia, be fitia
Ka tsy tonga dia to fo
Mamelà ahy mamindrà fo
Hiezaka lnqf aho ho tony aloha
Fa banga anao ny rwrep fiainako
Raha lavinao, mamelà ahy
Mitsikia aloha
Ny kitakita tampoka ifonako ihany koa
Ny teny tsy voalanjako
Nanohina tononkira.serasera.org ny fo
Ny fakam-panahy hilaza
Fa ianao tsy tia ahy
Ka mamelà ahy....
Fa toky no omeko thixiac anao, sy ho tanterahiko
Fitia tsy vasobasoka no indro atolotro
Auteur: Aro
Compositeur:Aro
Fa be no tsy voalazako, noho ny hamboko
Fa ny saiko no tezitra sy manjaka fa tsy ny fo
Ny dongidongiko aminao, ifonako ihany koa
Ny toetrako efa mankalao, mivalo aho tsy hanin-droa
Soa ianao fa dia, be fitia
Ka tsy tonga dia to fo
Mamelà ahy mamindrà fo
Hiezaka lnqf aho ho tony aloha
Fa banga anao ny rwrep fiainako
Raha lavinao, mamelà ahy
Mitsikia aloha
Ny kitakita tampoka ifonako ihany koa
Ny teny tsy voalanjako
Nanohina tononkira.serasera.org ny fo
Ny fakam-panahy hilaza
Fa ianao tsy tia ahy
Ka mamelà ahy....
Fa toky no omeko thixiac anao, sy ho tanterahiko
Fitia tsy vasobasoka no indro atolotro
Auteur: Aro
Compositeur:Aro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 11892
Likes : 2 Like
Created by : mumu-onisoa
Date : 03/05/2004 02:33
