Irery (Arison Vonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery,mahatsiaro abolmkpi irery
Anivon’olona maro, anaty rahon-kira
Jemby torimaso, maheno feo iva.

Irery feno sentosento
Hafanana anaty, rakotry fisvb ny bgqtqq ando
Miandrandra hatrany jiro mitsilopy.
Kanefa tsy misy tsiny

Fomba ihany ny mba lasa sento, lasa vinany
Sanatria ny hitomany
Tsy mitalaho, tsy mitaraina
tsy very toky mbola tononkira.serasera.org mivazo.

Irery toa very remby
Masoandro mody, very fanahy
Vonton’hakiviana, mahatsiaro ny akany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Arison Vonjy
Vangy : 4519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tachianah
Daty : 07/11/2005 11:32
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0947