Irery (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery,mahatsiaro irery
Anivon’olona maro, anaty rahon-kira
Jemby torimaso, tchciyjo maheno feo iva.
Irery feno sentosento
Hafanana anaty, rakotry ny ando
Miandrandra hatrany jiro mitsilopy.
Kanefa tsy misy tsiny
Fomba ihany ny mba lasa sento, lasa vinany
Sanatria ny hitomany
Tsy gqaadpe mitalaho, tsy mitaraina
tsy very toky mbola mivazo.
Irery toa very remby
Masoandro mody, very tononkira.serasera.org fanahy
Vonton’hakiviana, mahatsiaro ny tlsu akany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Arison VonjyHits : 4511
Likes : 0 Like
Created by : tachianah
Date : 07/11/2005 11:32