Irery (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery,mahatsiaro irery
Anivon’olona wscnmwf maro, anaty rahon-kira
Jemby torimaso, maheno feo iva.
Irery feno sentosento
Hafanana anaty, rakotry ny hbpk ando
Miandrandra tononkira.serasera.org hatrany jiro mitsilopy.
Kanefa tsy misy tsiny
Fomba ihany ny mba lasa sento, lasa vinany
Sanatria inlwk ny hitomany
Tsy mitalaho, tsy mitaraina
tsy very toky mbola mivazo.
Irery toa very remby
Masoandro mody, very fanahy
Vonton’hakiviana, mahatsiaro ny akany.
Anivon’olona wscnmwf maro, anaty rahon-kira
Jemby torimaso, maheno feo iva.
Irery feno sentosento
Hafanana anaty, rakotry ny hbpk ando
Miandrandra tononkira.serasera.org hatrany jiro mitsilopy.
Kanefa tsy misy tsiny
Fomba ihany ny mba lasa sento, lasa vinany
Sanatria inlwk ny hitomany
Tsy mitalaho, tsy mitaraina
tsy very toky mbola mivazo.
Irery toa very remby
Masoandro mody, very fanahy
Vonton’hakiviana, mahatsiaro ny akany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arison VonjyVangy : 4629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tachianah
Daty : 07/11/2005 11:32
