Ianao ihany (Troupah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Ianao ihany no ato tononkira.serasera.org am-poko, ianao ihany ka matokia
        Manantena aho sdddz fa toy izany ny anjara toerako any

Ny elanelan-tany mahatonga ny tomany
Raha toa ka toy hiogfhe izany ho ventesinao hatrany
Reko fa

Ref ....

Marobe ny devoly manodina ny saina,
Asa nefa tsy haiko ny rehetra manorisory
Ataoko fa

Teninao ihany ny hoe mandrakizay
Ataoko ahoana indray no tsy hahatoky nkqm anao
Hilaza hoe :

Ref ....(x2)

--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 13/07/2021 14:20)
Tarika Troupah no nahalalako an'ity
harymbola ( 14/07/2021 10:13)
Eny marina ilay tarika troupah fa Jean Rabary no nanorona, ao fa ovaina, misaotra indrindra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Troupah
Vangy : 2408
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 13/07/2021 13:44
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108