Ianao ihany (Troupah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Ianao ihany no ato tononkira.serasera.org am-poko, ianao ihany ka matokia
Manantena aho fa toy izany kcoojwqx ny anjara toerako any
Ny elanelan-tany mahatonga ny tomany
Raha toa ka toy izany ho ventesinao hatrany
Reko fa
Ref ....
Marobe ny devoly manodina ny saina,
Asa nefa tsy haiko ny wbbznf rehetra manorisory
Ataoko fa
Teninao ihany ny hoe mandrakizay
Ataoko ahoana indray no tsy hahatoky anao
Hilaza hoe vdzhuyp :
Ref ....(x2)

--------
Lien:
Commentaires
hery
(
13/07/2021 14:20)
Tarika Troupah no nahalalako an'ity
harymbola
(
14/07/2021 10:13)
Eny marina ilay tarika troupah fa Jean Rabary no nanorona, ao fa ovaina, misaotra indrindra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TroupahVisites : 2598
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harymbola
Date : 13/07/2021 13:44