Ianao ihany (Troupah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Ianao ihany no ato am-poko, ianao tononkira.serasera.org ihany ka rbtuk matokia
        Manantena xjic aho fa toy izany ny anjara toerako any

Ny elanelan-tany mahatonga ny tomany
Raha toa ka toy izany ho ventesinao hatrany
Reko fa

Ref ....

Marobe ny devoly manodina ny saina,
Asa nurt nefa tsy haiko ny rehetra manorisory
Ataoko fa

Teninao ihany ny hoe mandrakizay
Ataoko ahoana indray no tsy hahatoky anao
Hilaza hoe :

Ref ....(x2)

--------
Link:
Comments
hery ( 13/07/2021 14:20)
Tarika Troupah no nahalalako an'ity
harymbola ( 14/07/2021 10:13)
Eny marina ilay tarika troupah fa Jean Rabary no nanorona, ao fa ovaina, misaotra indrindra
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Troupah
Hits : 2573
Likes : 0 Like
Created by : harymbola
Date : 13/07/2021 13:44
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0098