Tongasoa (Mafian'aty)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tecki  & alkah mafian'aty emblem

ref:
Miarahaba ianareo, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty tsy manavaka ry akama
Miarahaba anareo, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty manafana eto androany an an an

Inona vaovao ô, ino maresaka any e
Elaela ny  tsy niaonana ka, faly izahay mampandroso anao io androany e
Arabaina tongasoa izay efa mahafantatra
Eto  izahay manentana an'izay mbola tsy mafantatra
Manatona ra tia hafantatra, aza miafahafa izany
Ka  aza mihafahafa, aza mihafahafa izany a
Fa izany aloa ny vokatra aposaka androany a
Mi mafianaty miezaky ny manao ny soa hatrany a
Jerevo aloa ny anatiny fa aza maika ny hitsara izany a
Ny hazavana e, irariana hiposaka hatrany e
Fahalalana e, zarazarao amin'ny akama
Firaisankina tsy azo adino fa asondrotra hatrany e

ref:
Tongasoa amin'ny  tanana
Salama aby ianareo, mafianaty tsy  manavaka ry akama
Miarahaba anareo e, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty manafana eto androany an an an

ô ry namana tena tsara ny fiarahana
ô ry namana tena tsara ny fihavanana
ô ry namana toy ny  tanan-kavia sy havanana
ô ry namana tsy tsara ny misarabazana

Aleo handeha ny  sera, mafianaty ity stock forever
Welcome with us, dia aza mihafahafa
Isika samy isika eto fa tsisy  olonkafa (hmm)
Tonga dia mandrosoa, aza misalasala ianao fa tsy maintsy tongasoa
Dia ataovy ary izay mety, fitiavana sy fahendrena no atao tarigetra

Still mafianaty you know
mbola mafianaty io ô
Listen!

ô ry namana tena tsara ny fiarahana
ô ry namana tena tsara ny fihavanana
ô ry namana toy ny  tanan-kavia sy havanana
ô ry namana tsy tsara ny misarabazana

ref:
Miarahaba ianareo, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty tsy manavaka ry akama
Miarahaba anareo, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty manafana eto androany an an an

Tongasoa amin'ny tanana, mafianaty ity stock forever
Tongasoa amin'ny tanana, mafianaty ity stock forever
Tongasoa amin'ny tanana, mafianaty ity stock forever
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mafian'aty
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mafianaty
Daty : 28/05/2026 08:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0164